|
|
|
|

Teny iditra1  orinasa marorantsana
Singan-teny  2 orina, 3 asa, 4 maro, 5 rantsana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  7 société multinationale. [1.13]
Ohatra  8  Fa miavaka amin' ireny i Afrika Atsimo, izay na taloha na taorian' ny fanavakavaham-bolon-koditra, dia sady nahay nitsofoka tamin' ny orinasa marorantsana erantany no namorona ho azy koa tao aminy [4.27]
Voambolana  9  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11